Hihira hoan'i Jehovah aho
Hihira hoan'i Jehovah aho
Raha mbola velona koa, raha mbola velona koa
Hankalaza an'Andriamanitra aho
Raha mbola miaina
Ho mamy anie ny fisainako Azy
Ny Foko hifaly mandrakariva
Misaora ny Jehovah ry fanahiko
Mozika tsara rindra no iderako Anao ry Avo indridra
Ho Anao Jehovah Ray tsy Toa,
Ny voninahitra
Aleloia, Aleloia Aleloia!
Aleloia Amen
kt ambatovinaky
2019 Album 6 , R Pascal