Hosana! Hosana!
Fahiny elabe ianao Jeso tany Jerosalema
Nobinay vahoaka maro be, vahoaka sesehena
Raha niditra ny tanàna Ianao de nihira "hosana" izahay
Hosana! Hosana! Hosana!
Eh! Hosana! fiderana!
Hosana! Hosana! Hosana!
Eh Hosana! fiderana!
Hosana! Hosana! Hosana!
Eh Hosana! fiderana!
Ho an'i zanaky Davida
Mpiatsara ivelatsy izahay Jeso ka mifona aminao
Naneho famantarana izahay fa hoe vahoakanao
Nahahanay nandehanao ireo lamba tety aminay
Kanefa ny fonay Jesosy ô, tsy nivoha ho Anao
Kanefa ny fonay Jesosy ô!
Tsy nivoha ho Anao
Ireo toetra ratsinay e!
Mbola misy hatramin'izao
Jesosy ô mba avelao re ny helokay
Mifona re,
Ireo ratsy efa vitanay nanenenanay e!
Mifona re,
Indrisy fa ny otanay namonona anao ô!
Mifona re,
Mifona aminao Jeso ireto zandrinao
kt ambatovinaky
2017 Album 5 , R Martin