Raha mbola misy

Raha mbola misy, aina mitempo
Anaty foko ao, aoka ho velona ho anao Jeso

Fa ny androko rehetra
Dia ho hira sy kalo (ho atao amboara)
Ka ho tsara tsisy fetra
Ary tsy hanana (tsy hanam-pahavalo)

Fanantenako Ianao, Jeso Malala รด!
Ho sakambinao, no efa niadivako

Fa ny androko rehetra
Dia ho hira sy kalo (no atao amboara)
Ka ho tsara tsisy fetra
Ary tsy hanana (tsy hanam-pahavalo)

kt ambatovinaky

2017 Album 5 ,  R Martin