Misaora Azy
Ravoravo ny fo tafahaona indray
Tafahaona ato antranon'ny Ray
Na dia mafy aza izany onjam-piainana ety
Tonga isika hanompo an'i Jeso Kristy
Maro fakam-panahy izao fiainana izao
Ao satana ta hamitaka anao
Aoka isika hatoky an'Andriamanitra Ray
Izay nitantana antsika iaona indray
Misaora Ilay, Mpamonjy tia
F'Izy no nampahery sy niaro ny dia
Antsoy Izy, ka matokia
Fa ataony mpandresy ianao dieny ety
MihirĂ fiderana, omeo Azy ny haja sy ny Voninahitra
Aleloia hosana a! ho Anao mandrakizay
kt ambatovinaky
2016 Album 4 , Samino